<-
->

1M 1:17 Nony efa nataon' i Antiokosa, fa tafaorina tsara ny fanapahany, dia izay hanjakany amin' i Ejipta no noheveriny, mba hahatonga azy ho mpanjaka amin' ny fanjakana roa. Entré en Egypte avec une armée imposante, des chars, des éléphants et des cavaliers et une grande flotte,