<-
->

Job / Jb 19:1 Then Job answered and said, Dia namaly Joba ka nanao hoe: Dia niteny Joba ka nanao hoe: Job prit la parole et dit :
Job / Jb 19:2 How long will ye vex my soul, and break me in pieces with words? Mandra-pahoviana no hampalahelovanareo ny fanahiko sy hanorotoroanareo ahy amin' ny fiteny? Mandra-pahoviana no hampahorianareo ny fanahiko sy hamizananareo ahy amin' ny teninareo? Jusqu'à quand allez-vous me tourmenter et m'écraser par vos discours ?
Job / Jb 19:3 These ten times have ye reproached me: ye are not ashamed that ye make yourselves strange to me. Efa im-polo izay no nanaratsianareo ahy; Tsy misoroka izay hampahory ahy ianareo. Efa impolo izay no manala baraka ahy hianareo, sy manevateva ahy tsy aman-kenatra akory. Voilà dix fois que vous m' insultez et me malmenez sans vergogne.
Job / Jb 19:4 And be it indeed that I have erred, mine error remaineth with myself. Ary raha diso tokoa aho, dia izaho ihany no andrian' ny fa hadisoako. Na diso aza aho, izaho ihany no hihandronan' ny fahadisoako. Même si je m'étais égaré, mon égarement resterait en moi seul.
Job / Jb 19:5 If indeed ye will magnify yourselves against me, and plead against me my reproach: Raha mirehareha amiko kosa ianareo ka mampiaiky ahy ho nanao izay mahamenatra, Fa hianareo kosa izay mitsangana hamely ahy, ka ny fahafam-baraka no atombokareo ahy, handresena ahy, Mais, en vérité, quand vous pensez triompher de moi et m' imputer mon opprobre,
Job / Jb 19:6 Know now that God hath overthrown me, and hath compassed me with his net. Dia aoka ho fantatrareo fa Andriamanitra no efa nampitanondrika ahy ka efa naningotra ahy tamin' ny fandrika haratony. dia mba fantaro kosa fa Andriamanitra no mampahory ahy, sy manarona ahy amin' ny fandrika haratony. sachez que Dieu lui-même m' a fait du tort et enveloppé de son filet.
Job / Jb 19:7 Behold, I cry out of wrong, but I am not heard: I cry aloud, but there is no judgment. Indro, miantso mafy aho hoe: Loza! nefa tsy misy mamaly ahy; Mitaraina aho, nefa tsy mahita rariny. Indro aho mitaraina noho ny fanaovana an-keriny, nefa tsy misy mamaly! miantso fitsarana ambony, nefa tsy mahazo ny rariny. Si je crie à la violence, pas de réponse; si j' en appelle, point de jugement.
Job / Jb 19:8 He hath fenced up my way that I cannot pass, and he hath set darkness in my paths. Ny lalako dia nofefeny, ka tsy afa-mandroso aho; ary nasiany maizina teo amin' ny lalana alehako. Ny lalako nofefeny, ka tsy afaka handeha aho; ny sakeli-dalana halehako namelarany aizina. Il a dressé sur ma route un mur infranchissable, mis des ténèbres sur mes sentiers.
Job / Jb 19:9 He hath stripped me of my glory, and taken the crown from my head. Ny voninahitro nalany tamiko, ary nesoriny ny satro-boninahitra teo an-dohako. Ny voninahitro nendahany tamiko, ny satro-boninahitro nesoriny teo an-dohako. Il m' a dépouillé de ma gloire, ôté la couronne de ma tête.
Job / Jb 19:10 He hath destroyed me on every side, and I am gone: and mine hope hath he removed like a tree. Efa nandrava ahy manodidina Izy, ka efa ho faty aho; Ary efa nofongorany tahaka ny hazo ny fanantenako. Nohadiny manodidina ny ao ambaniko, ka mianjera aho; nofongorany toy ny hazo ny fanantenako. Il me sape de toutes parts pour me faire disparaître; il déracine comme un arbre mon espérance.
Job / Jb 19:11 He hath also kindled his wrath against me, and he counteth me unto him as one of his enemies. Dia nampirehetiny tamiko ny fahatezerany, ka nataony ho fahavalony aho. Nirehitra tamiko ny fahatezerany, ka nataony fitondra fahavalo aho. Enflammé de colère contre moi, il me considère comme son adversaire.
Job / Jb 19:12 His troops come together, and raise up their way against me, and encamp round about my tabernacle. Miara-mandroso ny antokon' ny miaramilany ary manandratra tovon-tany hamelezany ahy izy ka mitoby manodidina ny laiko. Indray nirohotra ny antoko-miaramilany, nisava lalana hankanesany aty amiko, dia nanao fahirano ny laiko. Ensemble ses troupes sont arrivées; elles ont frayé vers moi leur chemin d' approche, campé autour de ma tente.
Job / Jb 19:13 He hath put my brethren far from me, and mine acquaintance are verily estranged from me. Ny rahalahiko efa nampanalaviriny ahy; Ary ny olona nahazatra ahy efa nihafahafa tamiko avokoa. Ka ny rahalahiko nampanalaviriny ahy; ny sakaizako mivily miala amiko. Mes frères, il les a écartés de moi, mes relations s' appliquent à m'éviter.
Job / Jb 19:14 My kinsfolk have failed, and my familiar friends have forgotten me. Efa tsy misy eto intsony ny havako, ary ny sakaizako efa nanadino ahy. Ny havako nandao ahy. Ny olona mifankazatra amiko nanadino ahy. Mes proches et mes familiers ont disparu, les hôtes de ma maison m' ont oublié.
Job / Jb 19:15 They that dwell in mine house, and my maids, count me for a stranger: I am an alien in their sight. Ny vahiny izay mitoetra ao an-tranoko sy ny ankizivaviko aza samy manao ahy ho olon-kafa; Tonga olon-ko azy eo imasony aho. Ny mponina ao an-tranoko sy ny ankizivaviko manao ahy ho olon-kafa; Mes servantes me tiennent pour un intrus, je suis un étranger à leurs yeux.
Job / Jb 19:16 I called my servant, and he gave me no answer; I intreated him with my mouth. Antsoiko ny mpanompoko, nefa tsy namaly ahy izy; Mifona aminy amin' ny vavako aho. olon-tsy fantatra eo imasony aho. Miantso ny mpanompoko aho, tsy valiany akory; voatery hilela-paladia azy amin' ny vavako aho. Si j' appelle mon serviteur, il ne répond pas, quand de ma bouche je l' implore.
Job / Jb 19:17 My breath is strange to my wife, though I intreated for the children' s sake of mine own body. Ny fofonaiko mahaloiloy ny vadiko, ary maharikoriko ny zanak' ineny aho. Mahaloiloy ny vadiko ny fofon' aiko, mifona amin' izay iray tampo amiko aho, Mon haleine répugne à ma femme, ma puanteur à mes propres frères.
Job / Jb 19:18 Yea, young children despised me; I arose, and they spake against me. Eny, ny ankizilahy madinika aza mamingavinga ahy; Raha te-hitsangana aho, dia miteny mamely ahy ireny. Ny ankizy madinika aza, mamingavinga ahy, nony mba mitsangana anaovany kivalavala. Même les gamins me témoignent du mépris : si je me lève, ils se mettent à dauber sur moi.
Job / Jb 19:19 All my inward friends abhorred me: and they whom I loved are turned against me. Na dia izay nifankazatra tamiko indrindra aza dia manao ahy ho zava-betaveta, ary izay olon-tiako dia mivadika ho fahavaloko. Ireo tsy nanafenako, dia marikoriko amiko, ireo nolalaiko mivadika mamely ahy. Tous mes intimes m' ont en horreur, mes préférés se sont retournés contre moi.
Job / Jb 19:20 My bone cleaveth to my skin and to my flesh, and I am escaped with the skin of my teeth. Ny taolako miraikitra amin' ny hoditro sy ny nofoko, ary ny akanjo-nifiko ihany no hany sisa azoko enti-mandositra. Ny taolako, tafaraikitra amin' ny hoditra ama-nofoko, ny akanjo-nifiko no hany nentiko nilefa. Mes os sont collés à ma peau et à ma chair, ah! si je pouvais m' en tirer avec la peau de mes dents!
Job / Jb 19:21 Have pity upon me, have pity upon me, O ye my friends; for the hand of God hath touched me. Mamindrà fo amiko, mamindrà fo amiko ianareo, ry sakaizako ô; fa ny tànan' Andriamanitra efa mikasika ahy. Hianareo sakaizako ahay, no mba mamindra fo, mamindra fo amiko. Fa nasian' ny tanan' Andriamanitra aho ity ! Pitié, pitié pour moi, ô vous mes amis! car c' est la main de Dieu qui m' a frappé.
Job / Jb 19:22 Why do ye persecute me as God, and are not satisfied with my flesh? Nahoana no manenjika ahy tahaka an' Andriamanitra koa ianareo ka tsy mety afa-po amin' ny nofoko? Nahoana no dia manenjika ahy, tahaka an' Andriamanitra koa hianareo, ka tsy mety ho boboky ny nofoko? Pourquoi vous acharner sur moi comme Dieu lui-même, sans vous rassasier de ma chair ?
Job / Jb 19:23 Oh that my words were now written! oh that they were printed in a book! Enga anie ka ho voasoratra ny teniko! Enga anie ka ho voatomboka eo amin' ny boky ireny! Adray! raha mba mety ho voasoratra koa ny teniko! raha mba mety ho vita an-tsoratra ao anatin' ny boky izy! Oh! je voudrais qu' on écrive mes paroles, qu' elles soient gravées en une inscription,
Job / Jb 19:24 That they were graven with an iron pen and lead in the rock for ever! Enga anie ka ho voasoratra amin' ny vy fanoratana sady voasy firaka eo amin' ny vatolampy ho mandrakizay izy! raha mba fisokirana vy mbamin' ny firaka no isokirana azy amin' ny vatolampy ho mandrakizay. avec un ciseau de fer et du plomb, sculptées dans le roc pour toujours!
Job / Jb 19:25 For I know that my redeemer liveth, and that he shall stand at the latter day upon the earth: Kanefa raha izaho, dia fantatro fa velona ny Mpanavotra ahy, ka hitsangana any am-parany eo ambonin' ny vovoka Izy. Fantatro fa velona ny mpamaly ra ho ahy, ka hitsangana farany eo ambonin' ny vovoka izy, Je sais, moi, que mon Défenseur est vivant, que lui, le dernier, se lèvera sur la poussière.
Job / Jb 19:26 And though after my skin worms destroy this body, yet in my flesh shall I see God: Ary rehefa levona ny hoditro, izao simba izao, sady afaka amin' ny nofoko aho, dia hahita an' Andriamanitra; ary amin' izay, dia izao taolako mitafy ny hodiny, dia ny nofoko no hahitako an' Andriamanitra. Une fois qu' ils m' auront arraché cette peau qui est mienne, hors de ma chair, je verrai Dieu.
Job / Jb 19:27 Whom I shall see for myself, and mine eyes shall behold, and not another; though my reins be consumed within me. Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko. Eny, izaho izao no hahita azy ny masoko no hahita azy, fa tsy olon-kafa! Matim-paniriana izany ny foko ato anatiko. Celui que je verrai sera pour moi, celui que mes yeux regarderont ne sera pas un étranger. Et mes reins en moi se consument.
Job / Jb 19:28 But ye should say, Why persecute we him, seeing the root of the matter is found in me? Raha hoy ianareo: Andeha hanenjika azy fatratra isika. Fa hita ao anatiny ny fototry ny mahameloka azy. Amin' izay hianareo vao hilaza hoe: Nahoana isika no nanenjika azy? fa ho hita ny mahamarina ny adiko. Lorsque vous dites : " Comment l' accabler, quel prétexte trouverons-nous en lui ? "
Job / Jb 19:29 Be ye afraid of the sword: for wrath bringeth the punishments of the sword, that ye may know there is a judgment. Dia matahora ny sabatra ianareo; Fa ny fahatezerana dia heloka mendrika ny hovalian-tsabatra, mba ho fantatrareo fa misy fitsarana. Ho an' ny tenanareo no aoka hatahoranareo ny sabatra amin' izay; fa mahatsiravina ny famalian' ny sabatra, ary ho fantatrao fa misy fitsarana marina. craignez pour vous-mêmes l'épée, car la colère s' enflammera contre les fautes, et vous saurez qu' il y a un jugement.

<-
->