<-
->

Sal 10:1 Why standest thou afar off, O Lord? why hidest thou thyself in times of trouble? Jehovah ô, nahoana no mijanona eny lavitra eny Hianao ka miery amin' ny andro fahoriana? Nahoana, ry Iaveh, no mijanona eny lavitra eny hianao, sy miery amin' ny andron' ny fahoriana? Pourquoi, Yahvé, restes-tu loin, te caches-tu aux temps de détresse?
Sal 10:2 The wicked in his pride doth persecute the poor: let them be taken in the devices that they have imagined. Noho ny fireharehan' ny ratsy fanahy dia enjehina mafy ny malahelo; azon' ny fahendrena nataony izy ireny. Raha mirehareha ny ratsy fanahy dia ny mahantra no levona; izy ireo dia voan' ny teti-dratsy noforonin' io. Sous l' orgueil de l' impie le malheureux est pourchassé, il est pris aux ruses que l' autre a combinées.
Sal 10:3 For the wicked boasteth of his heart' s desire, and blesseth the covetous, whom the Lord abhorreth. Ny ratsy fanahy mandoka izay irin' ny fony; ary ny mpierina mahafoy sy manamavo an' i Jehovah. Mirehareha amin' ny fitsiriritany ny ratsy fanahy; manamavo an' ny Tompo ny mpandroba mandoza. L' impie se loue des désirs de son âme, l' homme avide qui bénit méprise Yahvé,
Sal 10:4 The wicked, through the pride of his countenance, will not seek after God: God is not in all his thoughts. Ny ratsy fanahy mirehareha hoe: Tsy hanadina Izy; eny, "Tsy misy Andriamanitra" no tontalin-keviny. Hoy ny ratsy fanahy, amin' ny fianjonanjonany: Tsy mamay izy! Tsy misy Andriamanitra. Izany no totalin-keviny. l' impie, arrogant, ne cherche point "Pas de Dieu!" voilà toute sa pensée.
Sal 10:5 His ways are always grievous; thy judgments are far above out of his sight: as for all his enemies, he puffeth at them. Tanteraka mandrakariva ny alehany; any amin' ny avo lavitra azy ny fitsarànao; ny mpandrafy azy rehetra dia ataony hoe: zinona ireny? Fa ambinina hatrany hatrany izy, amin' izay alehany. Ny fitsaranao dia avo loatra ka tsy ahoany; ny mpandrafy azy, tsofiny indray mandeha dia mihahaka. A chaque instant ses démarches aboutissent, tes jugements sont trop hauts pour lui, tous ses rivaux, il souffle sur eux.
Sal 10:6 He hath said in his heart, I shall not be moved: for I shall never be in adversity. Hoy izy am-pony: tsy hangozohozo aho, tsy ho azon-doza mandrakizay doria aho. Hoy izy anakampony: Tsy hangozohozo aho, voafefy tsy ho azon-doza aho na oviana na oviana. Il dit en son coeur : "Je tiendrai bon d'âge en âge." Lui qui n' est pas dans le malheur,
Sal 10:7 His mouth is full of cursing and deceit and fraud: under his tongue is mischief and vanity. Feno ozona sy fitaka ary fanaovana an-keriny ny vavany; ao ambanin' ny lelany dia misy fampahoriana sy faharatsiana. Feno ozona sy fitaka amam-panaovana ankeriny ny vavany; hasomparana sy tsy fahamarinana no ao ambany lelany. il maudit. Fraude et violence lui emplissent la bouche, sous sa langue peine et méfait;
Sal 10:8 He sitteth in the lurking places of the villages: in the secret places doth he murder the innocent: his eyes are privily set against the poor. Mamitsaka amin' ny fanotrehana ao an-tanàna izy, ao an-katakonana no amonoany ny marina; ny masony mikendry ny mahantra. Manao otrika eo akaikin' ny tanàna izy; mamono ny tsy manan-tsiny ao amin' ny fitoerany an-katakonana. Mitsikilo ny olona tsy manan-kiaro ny masony; il est assis à l' affût dans les roseaux, sous les couverts il massacre l' innocent. Des yeux il épie le misérable,
Sal 10:9 He lieth in wait secretly as a lion in his den: he lieth in wait to catch the poor: he doth catch the poor, when he draweth him into his net. Manotrika ao an-katakonana tahaka ny liona ao amin' ny famitsahany izy; manotrika hisambotra ny malahelo izy; fandrihany amin' ny haratony no fisambony ny malahelo. mitily ao amin' ny fitoerana miafina toy ny liona ao anaty hazo milobolobo izy; mitily izy hisovoka ny malahelo; samboriny ny malahelo, taominy ho ao amin' ny fandrika haratony. à l' affût, bien couvert, comme un lion dans son fourré, à l' affût pour ravir le malheureux, il ravit le malheureux en le traînant dans son filet.
Sal 10:10 He croucheth, and humbleth himself, that the poor may fall by his strong ones. Torotoro sy mitanondrika ny mahantra ka lavo amin' ny herin' ny ratsy fanahy. Miondrika izy, mifitsaka, dia lavo eo amin' ny hohony ny ory. Il épie, s' accroupit, se tapit, le misérable tombe en son pouvoir;
Sal 10:11 He hath said in his heart, God hath forgotten: he hideth his face; he will never see it. Hoy izy anakampony: efa nanadino Andriamanitra, efa nanafina ny tavany Izy ka tsy hahita mandrakizay. Hoy izy, anakampony: Nanadino Andriamanitra; efa nanarona ny tavany izy ka tsy mahita na inona na inona, na oviana na oviana! il dit en son coeur : "Dieu oublie, il se couvre la face pour ne pas voir jusqu'à la fin."
Sal 10:12 Arise, O Lord; O God, lift up thine hand: forget not the humble. Mitsangàna, Jehovah ô; Andriamanitra ô, atsangano ny tananao, aza manadino ny ory. Mitsangàna, ry Iaveh, asandrato ny tananao, ry Andriamanitra! Aza manadino ny ampahoriana. Dresse-toi, Yahvé! O Dieu, lève ta main, n' oublie pas les malheureux!
Sal 10:13 Wherefore doth the wicked contemn God? he hath said in his heart, Thou wilt not require it. Nahoana no mamingavinga an' Andriamanitra ny ratsy fanahy ka manao anakampo hoe: Tsy hanadina Hianao? Nahoana ny ratsy fanahy no dia mamingavinga an' Andriamanitra? ahoana no anaovany anakam-po hoe: Tsy mamay hianao? Pourquoi l' impie blasphème-t-il Dieu, dit-il en son coeur : "Tu ne chercheras point?"
Sal 10:14 Thou hast seen it; for thou beholdest mischief and spite, to requite it with thy hand: the poor committeth himself unto thee; thou art the helper of the fatherless. Efa nahita ihany Hianao, satria mijery fahoriana sy alahelo, mba hovalian' ny tananao. Hianao no iononan' ny mahantra; Hianao no Mpamonjy ny kamboty. Nahita anefa hianao, fa mijery ny fahoriana amam-pijaliana, mba hiandraiketanao ny momba azy. Hianao no iankinan' ny malahelo; mamonjy ny kamboty hianao. Tu as vu, toi, la peine et les pleurs, tu regardes pour les prendre en ta main à toi le misérable s' abandonne, l' orphelin, toi, tu le secours.
Sal 10:15 Break thou the arm of the wicked and the evil man: seek out his wickedness till thou find none. Torotoroy ny sandrin' ny ratsy fanahy; ary adino ny heloky ny mpanao ratsy mandra-paha-tsy hisy hitanao intsony. Tapaho ny sandrin' ny ratsy fanahy; ny tsy mpivavaka - raha karohinao ny helony, tsy ho hitanao va izany? Brise le bras de l' impie, du méchant, tu chercheras son impiété, tu ne la trouveras plus.
Sal 10:16 The Lord is King for ever and ever: the heathen are perished out of his land. Jehovah no Mpanjaka mandrakizay doria; voafongotra tsy ho amin' ny taniny intsony ny jentilisa. Iaveh no mpanjaka mandrakizay doria, ho voafongatra eo amin' ny taniny ny firenena. Yahvé est roi pour toujours et à jamais, les païens ont disparu de sa terre.
Sal 10:17 LORD, thou hast heard the desire of the humble: thou wilt prepare their heart, thou wilt cause thine ear to hear: Efa nohenoinao, Jehovah ô, ny irin' ny mpandefitra; mampiomana ny fony Hianao sady mampihaino ny sofinao, Efa nihaino ny fanirian' ny ory hianao, ry Iaveh; mankahery ny fony sady manongilana ny sofinao mihaino, Le désir des humbles, tu l'écoutes, Yahvé, tu affermis leur coeur, tu tends l' oreille,
Sal 10:18 To judge the fatherless and the oppressed, that the man of the earth may no more oppress. Hanomezanao rariny ny kamboty sy ny mahantra, mba tsy handroso hampitahotra intsony ny zanak' olombelona etý an-tany. mba hanomezanao rariny ny kamboty sy ny ampahoriana, ka hitsahatra tsy hampitahotra intsony, ny olombelona nalaina tamin' ny tany. pour juger l' orphelin et l' opprimé qu' il cesse de faire peur, l' homme né de la terre!

<-
->