<-
->

Sal 132:1 Lord, remember David, and all his afflictions: Fihirana fiakarana. Jehovah ô, tsarovy Davida Noho ny fiahiany rehetra, Fihirana fiakarana. Ry Iaveh, tsarovy Davida, sy ny fahasahiranany rehetra! Cantique des montées. Garde mémoire à David, Yahvé, de tout son labeur,
Sal 132:2 How he sware unto the Lord, and vowed unto the mighty God of Jacob; Dia ilay nianiana tamin' i Jehovah Sy nivoady tamin' ny Maherin' i Jakoba hoe: Izao no fianianana nataony tamin' ny Tompo, izao no voadiny tamin' ny Maherin' i Jakoba: du serment qu' il fit à Yahvé, de son voeu au Puissant de Jacob
Sal 132:3 Surely I will not come into the tabernacle of my house, nor go up into my bed; Tsy mba hiditra ao an-daiko aho, Na hiakatra amin' ny farafara fandriako, Tsy hiditra ao an-day fitoerako aho, na hiakatra eo am-parafara fialako sasatra, "Point n' entrerai sous la tente, ma maison, point ne monterai sur le lit de mon repos,
Sal 132:4 I will not give sleep to mine eyes, or slumber to mine eyelids, Tsy mba havelako hatory ny masoko, Na ho rendrehana ny hodimasoko, na hamela ny masoko hatory, na ny hodi-masoko ho rendremana akory, point ne donnerai de sommeil à mes yeux et point de répit à mes paupières,
Sal 132:5 Until I find out a place for the Lord, an habitation for the mighty God of Jacob. Mandra-pahitako fitoerana ho an' i Jehovah. Dia fonenana ho an' ny Maherin' i Jakoba. mandra-pahitako fitoerana ho an' ny Tompo, sy fonenana ho an' ny Maherin' i Jakoba. que je ne trouve un lieu pour Yahvé, un séjour au Puissant de Jacob!"
Sal 132:6 Lo, we heard of it at Ephratah: we found it in the fields of the wood. Indro, nandre azy tany Efrata isika; Nahita azy tao amin' ny saha anaty ala isika. Indro rentsika fa hoe any Efrata izy; hitantsika tany an-tsahan' i Jaara izy. Voici : on parle d' Elle en Ephrata, nous l' avons découverte aux Champs-du-Bois!
Sal 132:7 We will go into his tabernacles: we will worship at his footstool. Aoka hiditra any amin' ny fonenany isika Ka hivavaka eo amin' ny fitoeran-tongony. Andeha ho ao amin' ny tabernaklan' ny Tompo, miankohofa eo anatrehan' ny lampihazo fitoeran-tongony isika. Entrons au lieu où Il séjourne, prosternons-nous devant son marchepied.
Sal 132:8 Arise, O Lord, into thy rest; thou, and the ark of thy strength. Mitsangàna, Jehovah ô, ho amin' ny fitsaharanao, Dia Hianao sy ny fiaran' ny herinao. Mitsangàna, ry Iaveh, avia eto amin' ny fitoerana fitsaharanao, hianao sy ny fiaran' ny fiandriananao! Lève-toi, Yahvé, vers ton repos, toi et l' arche de ta force.
Sal 132:9 Let thy priests be clothed with righteousness; and let thy saints shout for joy. Aoka ny mpisoronao hirafy fahamarinana Ary aoka ny olonao masina hihoby. Hitafy fahamarinana anie ny mpisoronao, ary hihoby amim-piravoravoana anie ny mpino anao. Tes prêtres se vêtent de justice, tes fidèles crient de joie.
Sal 132:10 For thy servant David' s sake turn not away the face of thine anointed. Noho ny amin' i Davida mpanomponao Dia aza mampiala maina ny tavan' ny voahosotrao. Noho ny amin' i Davida mpanomponao, aza manifika ny tavan' ny Voahosotrao. A cause de David ton serviteur, n'écarte pas la face de ton messie.
Sal 132:11 The Lord hath sworn in truth unto David; he will not turn from it; Of the fruit of thy body will I set upon thy throne. Jehovah efa nianiana tamin' i Davida, Ary marina izany ka tsy hitsoahany Ny ateraky ny kibonao no hapetrako eo ambonin' ny seza fiandriananao. Iaveh nianiana marina tamin' i Davida, ka tsy hitsoaka amin' izany: Ny ateraky ny kibonao, no hapetrako eo amin' ny seza fiandriananao. Yahvé l' a juré à David, vérité dont jamais il ne s'écarte "C' est le fruit sorti de tes entrailles que je mettrai sur le trône fait pour toi.
Sal 132:12 If thy children will keep my covenant and my testimony that I shall teach them, their children shall also sit upon thy throne for evermore. Raha hotandreman' ny zanakao ny fanekeko Sy ny teny vavolombeloko izay hampianariko azy, Dia hipetraka eo ambonin' ny seza fiandriananao mandrakizay doria kosa ny zanany. Raha tandreman' ny zanakao ny fanekeko, mbamin' ny didy hampianariko azy, dia hipetraka mandrakizay, eo amin' ny seza fiandriananao koa ny zanany. Si tes fils gardent mon alliance, mon témoignage que je leur ai enseigné, leurs fils eux-mêmes à tout jamais siégeront sur le trône fait pour toi."
Sal 132:13 For the Lord hath chosen Zion; he hath desired it for his habitation. Fa Jehovah efa nifidy an' i Ziona. Ary naniry azy ho fonenany. Fa Iaveh efa nifidy an' i Siona, sy naniry azy ho fonenany. Car Yahvé a fait choix de Sion, il a désiré ce siège pour lui
Sal 132:14 This is my rest for ever: here will I dwell; for I have desired it. Ity, hoy Izy, no fitsaharako mandrakizay doria; Eto no honenako, fa efa niriko ity. Ity no toerana fitsaharako mandrakizay; eto no honenako fa efa niriko. "C' est ici mon repos à tout jamais, là je siégerai, car je l' ai désiré.
Sal 132:15 I will abundantly bless her provision: I will satisfy her poor with bread. Hotahiko tokoa ny fihinana ao; Hovokisako hanina ny malahelo ao. Horotsahako fanambinana sesehena ny fivelomany; hovokisako hanina ny mahantrany. Sa nourriture, je la bénirai de bénédiction ses pauvres, je les rassasierai de pain,
Sal 132:16 I will also clothe her priests with salvation: and her saints shall shout aloud for joy. Ny mpisorona ao dia hampitafiko famonjena; Ary hihoby tokoa ny olo-masina ao. Hotafiko famonjena ny mpisorony; ary hihoby amim-piravoravoana ny mpino ao. ses prêtres, je les vêtirai de salut et ses fidèles jubileront de joie.
Sal 132:17 There will I make the horn of David to bud: I have ordained a lamp for mine anointed. Ao no hampitsimohako tandroka ho an' i Davida Sy hanamboarako jiro ho an' ny voahosotro. Hohalehibeziko ao ny fahefan' i Davida; hamboatra fanilo ho an' ny Voahosotro aho. Là, je susciterai une lignée à David, j' apprêterai une lampe pour mon messie;
Sal 132:18 His enemies will I clothe with shame: but upon himself shall his crown flourish. Ny fahavalony hampitafiko henatra; Fa eo aminy kosa no hamirapiratra ny satro-boninahiny. Hofonosiko henatra ny fahavalony, ary hamirapiratra eo an-kandriny kosa ny satro-boninahiny. ses ennemis, je les vêtirai de honte, mais sur lui fleurira son diadème."

<-
->