<-
->

Sal 2:1 Why do the heathen rage, and the people imagine a vain thing? Nahoana no mitabataba ny jentilisa, ary misaina anoano foana ny firenena? Nahoana no mihetsiketsika amim-pitabatabana ny firenena, ary mamorona hevi-poana ny vahoaka? Pourquoi ces nations qui remuent, ces peuples qui murmurent en vain?
Sal 2:2 The kings of the earth set themselves, and the rulers take counsel together, against the Lord, and against his anointed, saying, Ireo mpanjakan' ny tany mitsangana, Ary ny mpanapaka miara-mioko hanohitra an' i Jehovah sy ny Mesiany ka manao hoe: Ireo mpanjakan' ny tany mitsimbohitra, ary ny andriana koa miara-mioko, hanohitra an' ny Tompo sy ny Voahosony: Des rois de la terre s' insurgent, des princes conspirent contre Yahvé et contre son Messie
Sal 2:3 Let us break their bands asunder, and cast away their cords from us. "Aoka hotosantsika ny famatorany, ka hariantsika hiala amintsika ny famehezany." Tapaho ny famatorany, hoy ireny ary ario lavitra antsika ny gadrany! "Faisons sauter leurs entraves, débarrassons-nous de leurs liens!"
Sal 2:4 He that sitteth in the heavens shall laugh: the Lord shall have them in derision. Izay mipetraka any an-danitra mihomehy, ny Tompo maneso ireo. Ilay mipetraka any an-danitra mitsiky; maneso an' ireny ny Tompo. Celui qui siège dans les cieux s' en amuse, Yahvé les tourne en dérision.
Sal 2:5 Then shall he speak unto them in his wrath, and vex them in his sore displeasure. Dia hiteny azy amin' ny fahavinirany Izy ka hampangorohoro azy amin' ny fahatezerany hoe: Ka hiteny amin' ireny izy noho ny fahavinirany, sy hampangorohoro azy amin' ny fisafoahany: Puis dans sa colère il leur parle, dans sa fureur il les épouvante
Sal 2:6 Yet have I set my king upon my holy hill of Zion. "Izaho kosa efa nanendry ny Mpanjakako Tambonin' i Ziona, tendrombohitro masina." Ary izaho efa nanangana ny mpanjakako, ao ambonin' i Siona tendrombohitro masina. "C' est moi qui ai sacré mon roi sur Sion, ma montagne sainte."
Sal 2:7 I will declare the decree: the Lord hath said unto me, Thou art my Son; this day have I begotten thee. "Hilaza zava-boatendry Aho; Jehovah nilaza tamiko hoe: Zanako Hianao, Izaho niteraka anao androany. Hamoaka ny didy aho: Iaveh nilaza tamiko hoe: Zanako hianao, niteraka anao aho ankehitriny. J'énoncerai le décret de Yahvé Il m' a dit : "Tu es mon fils, moi, aujourd' hui, je t' ai engendré.
Sal 2:8 Ask of me, and I shall give thee the heathen for thine inheritance, and the uttermost parts of the earth for thy possession. Mangataha amiko, dia homeko ho lovanao ny jentilisa ary ny faran' ny tany ho fanananao. Mangataha dia homeko ho lovanao ny firenena, ho fanjakanao, ny vazan-tany efatra. Demande, et je te donne les nations pour héritage, pour domaine les extrémités de la terre;
Sal 2:9 Thou shalt break them with a rod of iron; thou shalt dash them in pieces like a potter' s vessel. Hotorotoroinao amin' ny tehim-by izy: toy ny famaky vilany tany no hanamontsamontsananao azy." Hanorotoro azy amin' ny tehim-by hianao; hanamontsamontsana azy toy ny vilanin' ny mpanefy. tu les briseras avec un sceptre de fer, comme vases de potier tu les casseras."
Sal 2:10 Be wise now therefore, O ye kings: be instructed, ye judges of the earth. Ary amin' izany dia hendre ianareo, ry mpanjaka; minoa anatra ianareo, ry mpitsaran' ny tany. Koa ankehitriny mba hendry hianareo mpanjaka; minoa anatra hianareo mpitsaran' ny tany. Et maintenant, rois, comprenez, corrigez-vous, juges de la terre!
Sal 2:11 Serve the Lord with fear, and rejoice with trembling. Manompoa an' i Jehovah amin' ny fahatahorana, ary mifalia amin' ny fangovitana. Manompoa an' ny Tompo amim-pahatahorana, mientàn-kafaliana amim-pangovitana. Servez Yahvé avec crainte,
Sal 2:12 Kiss the Son, lest he be angry, and ye perish from the way, when his wrath is kindled but a little. Blessed are all they that put their trust in him. Manoroha ny zanaka, fandrao ho tezitra izy, ka ho very eny an-dalana ianareo; fa vetivety dia hirehitra ny fahatezerany. Sambatra izay rehetra mialoka aminy. Orohy ny Zanaka fandrao tezitra izy; ka ho very any amin' ny làlanareo hianareo; fa vetivety dia hirehitra ny hatezerany. Sambatra izay rehetra matoky azy. baisez ses pieds avec tremblement; qu' il se fâche, vous vous perdez en chemin d' un coup flambe sa colère. Heureux qui s' abrite en lui!

<-
->