<-
->

Sal 53:1 The fool hath said in his heart, There is no God. Corrupt are they, and have done abominable iniquity: there is none that doeth good. Ho an' ny mpiventy hira. Al-mahalath. Maskila nataon' i Davida. Ny adala manao anakampo hoe: tsy misy Andriamanitra. Manao izay ratsy sy vetaveta izy, tsy misy manao ny tsara. Ho an' ny mpampianatra hira. Amin' ny feo mitaraina. Hiran' i Davida. Du maître de chant. Pour la maladie. Poème. De David.
Sal 53:2 God looked down from heaven upon the children of men, to see if there were any that did understand, that did seek God. Eny an-danitra Andriamanitra miondrika mijery ny zanak' olombelona, mba hizaha na misy hendry mitady an' Andriamanitra. Ny adala manao anakampo hoe: Tsy misy Andriamanitra! Efa simba izy ireo, nanao heloka vetaveta; tsy misy manao ny tsara na dia iray aza. L' insensé a dit en son coeur "Non, plus de Dieu!" Ils sont faux, corrompus, abominables; non, il n' est plus d' honnête homme.
Sal 53:3 Every one of them is gone back: they are altogether become filthy; there is none that doeth good, no, not one. Samy efa nivily izy rehetra ka tonga vetaveta avokoa; tsy misy manao ny tsara, na dia iray akory aza. Mijery ny zanak' olombelona eny an-tampon' ny lanitra, Andriamanitra. Mba hahita raha misy olona manan-tsaina eny; na misy olona mitady an' Andriamanitra. Des cieux Dieu se penche vers les fils d' Adam, pour voir s' il en est un de sensé, un qui cherche Dieu?
Sal 53:4 Have the workers of iniquity no knowledge? who eat up my people as they eat bread: they have not called upon God. Tsy mahalala va ny mpanao ratsy, izay mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina, ary Andriamanitra tsy antsoiny? Efa nania, efa tonga ratsy avokoa izy, tsy misy iray akory manao ny tsara, na dia iray monja ihany aza. Tous ils ont dévié, ensemble pervertis. Non, il n' est plus d' honnête homme, non, plus un seul.
Sal 53:5 There were they in great fear, where no fear was: for God hath scattered the bones of him that encampeth against thee: thou hast put them to shame, because God hath despised them. Indreo, matahotra dia matahotra ireny, nefa tsy nisy tokony hatahorany; fa Andriamanitra efa nanely ny taolan' izay nitoby hamely anao; nampahamenatra azy ianao, satria efa narian' Andriamanitra izy. Moa tsy manana fahalalana va ry zareo mpanao ratsy? fa ny vahoakako haniny toy ny fihinan-kanina; izy ireo tsy miantso an' Andriamanitra akory. Le savent-ils, les malfaisants? Ils mangent mon peuple, voilà le pain qu' ils mangent, ils n' invoquent pas Dieu.
Sal 53:6 Oh that the salvation of Israel were come out of Zion! When God bringeth back the captivity of his people, Jacob shall rejoice, and Israel shall be glad. Enga anie ka hivoaka avy ao Ziona ny famonjena ny Isiraely! raha ampodin' Andriamanitra avy amin' ny fahababoana ny olony, dia ho faly Jakoba, ary ho ravoravo Isiraely. Ho tera-kovitra ny tahotra tampoka izy ireo, tsy misy anefa izay tokony hatahorany, fa naelin' Andriamanitra ny taolan' izay nitoby hamely anao; nampahamenatra azy hianao satria efa narian' Andriamanitra izy. Là ils seront frappés d' effroi sans cause d' effroi. Car Dieu disperse les ossements de ton assiégeant, on les bafoue, car Dieu les rejette.
Sal 53:7 Enga anie ka hivoaka avy ao Siona ny famonjena an' Israely! Amin' ny fampodian' Andriamanitra ireo lasan-ko babo amin' ny vahoakany, dia hifaly Jakoba, ary hiravoravo Israely. Qui donnera de Sion le salut d' Israël? Lorsque Dieu ramènera son peuple, allégresse à Jacob et joie pour Israël!

<-
->