<-
->

Sal 82:1 God standeth in the congregation of the mighty; he judgeth among the gods. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra dia eo amin' ny fiangonan' Andriamanitra; ary eo amin' ireo andriamanitra no itsarany. Fihirana nataon' i Asafa. Eo amin' ny fiangonan' ny Tsitoha. Andriamanitra; namoaka ny teniny eo afovoan' ireo andriamanitra izy: Psaume. D' Asaph. Dieu se dresse au conseil divin, au milieu des dieux il juge
Sal 82:2 How long will ye judge unjustly, and accept the persons of the wicked? Selah. Mandra-pahoviana no hitsarànareo tsy marina ka ihenaranareo maso ny ratsy fanahy? Mandra-pahoviana no hanaovanareo fitsarana tsy marina? - Selà . "Jusques à quand jugerez-vous faussement, soutiendrez-vous les prestiges des impies?
Sal 82:3 Defend the poor and fatherless: do justice to the afflicted and needy. Alaharo ny tenin' ny mahantra sy ny kamboty; omeo rariny ny ory sy ny malahelo; Omeo ny rariny ny mahantra sy ny kamboty, omeo ny hitsiny ny ory sy ny malahelo. Jugez pour le faible et l' orphelin, au malheureux, à l' indigent rendez justice;
Sal 82:4 Deliver the poor and needy: rid them out of the hand of the wicked. Vonjeo ny mahantra sy ny malahelo; afaho amin' ny tanan' ny ratsy fanahy izy. Vonjeo ny fadiranovana sy ny tsy manana, afaho amin' ny tànan' ny ratsy fanahy izy. libérez le faible et le pauvre, de la main des impies délivrez-les.
Sal 82:5 They know not, neither will they understand; they walk on in darkness: all the foundations of the earth are out of course. Tsy mahalala na mahazo an-tsaina ireny; ao amin' ny maizina no andehanany; mihorohoro ny fanambanin' ny tany rehetra. Tsy manam-pahaizana na hazavan-tsaina ireny, fa mandeha amin' ny maizina; mihorohoro ny fanambanin' ny tany rehetra. Sans savoir, sans comprendre, ils vont par la ténèbre, toute l' assise de la terre s'ébranle.
Sal 82:6 I have said, Ye are gods; and all of you are children of the most High. Hoy izaho: Andriamanitra ianareo, ary zanaky ny Avo Indrindra ianareo rehetra; Hoy aho: andriamanitra hianareo, zanaky ny Avo indrindra avokoa hianareo. Moi, j' ai dit : Vous, des dieux, des fils du Très-Haut, vous tous?
Sal 82:7 But ye shall die like men, and fall like one of the princes. Kanjo ho faty tahaka ny olona ihany ianareo, ary samy ho lavo tahaka ny anankiray amin' ny lehibe. Kanefa ho faty tahaka ny olona ihany hianareo; ho lavo tahaka izay andriandahy na iza na iza. Mais non! comme l' homme vous mourrez, comme un seul, ô princes, vous tomberez."
Sal 82:8 Arise, O God, judge the earth: for thou shalt inherit all nations. Mitsangàna, Andriamanitra ô, tsarao ny tany; fa Hianao no handova ny firenena rehetra. Mitsangàna, ry Andriamanitra ô, tsarao ny tany, fa anao ny firenena rehetra. Lève-toi, ô Dieu, juge la terre, car tu domines sur toutes les nations.

<-
->