<-
->

Oha / Oh 27:3 A stone is heavy, and the sand weighty; but a fool' s wrath is heavier than them both. Mavesatra ny vato, ary mavesa-danja ny fasika; Fa ny fahasosoran' ny adala dia manoatra noho izy roa tonta. Madonda ihany ny vato, mavesatra koa ny fasika, fa mavesatra noho ireo indray ny hasosoran' ny adala. Lourde est la pierre, pesant le sable, mais plus lourd qu' eux, le dépit du fou.