<-
->

Oha / Oh 28:16 The prince that wanteth understanding is also a great oppressor: but he that hateth covetousness shall prolong his days. Ny mpanapaka tsy ampy saina dia mahery mampahory; Izay mankahala ny fieremana no ho ela velona. Ny mpanapaka tsy manan-tsaina mampitombo ny famoretana, fa izay mankahala ny fierenana kosa, ho lava andro iainana. Un prince sans intelligence est riche en extorsions, qui hait la cupidité prolongera ses jours.