<-
->

Isa / Iz 19:16 In that day shall Egypt be like unto women: and it shall be afraid and fear because of the shaking of the hand of the Lord of hosts, which he shaketh over it. Amin' izany andro izany dia ho tahaka ny vehivavy Egypta ka ho toran-kovitra sy ho raiki-tahotra noho ny faninjitr' i Jehovah, Tompon' ny maro, ny tànany, izay ahinjiny hamelezany azy. Amin' izany andro izany Ejipta, hanahaka ny vehivavy; ho tora-kovitra sy ho raiki-tahotra, mahita an' ny Tompon' ny tafika manainga tànana, izay aingainy hamelezana azy. Ce jour-là, l'Égypte sera comme les femmes, tremblante et terrorisée devant la menace de la main de Yahvé Sabaot, lorsqu' il la lèvera contre elle.