<-
->

Isa / Iz 19:17 And the land of Judah shall be a terror unto Egypt, every one that maketh mention thereof shall be afraid in himself, because of the counsel of the Lord of hosts, which he hath determined against it. Ary ny tanin' ny Joda dia ho fahatahoran' i Egypta, ka na oviana na oviana no misy miresaka izany aminy dia ho raiki-tahotra izy noho ny fikasan' i Jehovah, Tompon' ny maro, izay kasainy ny amin' ny hamelezana azy. Ary ny tanin' i Jodà , hahatahotra mafy an' i Ejipta; hangovitra izy, isaky ny misy olona hampahatsiaro azy izany anarana izany noho ny didin' ny Tompon' ny tafika, izay navoakany hamelezany azy. Le territoire de Juda deviendra la honte de l'Égypte : chaque fois qu' on le lui rappellera, elle sera terrorisée à cause du dessein que Yahvé Sabaot a formé contre elle.