<-
->

Isa / Iz 19:19 In that day shall there be an altar to the Lord in the midst of the land of Egypt, and a pillar at the border thereof to the Lord. Amin' izany andro izany dia hisy alitara ho an' i Jehovah eo amin' ny tany Egypta sy tsangam-bato eo an-tsisiny ho an' i Jehovah. Amin' izany andro izany hisy otely ho an' ny Tompo, eo afovoan' ny tany Ejipta. Ary eo amin' ny sisin-taniny, hisy tsangam-bato ho an' ny Tompo. Ce jour-là, il y aura un autel dédié à Yahvé au milieu du pays d'Égypte, et près de la frontière une stèle dédiée à Yahvé.