<-
->

Isa / Iz 19:2 And I will set the Egyptians against the Egyptians: and they shall fight every one against his brother, and every one against his neighbour; city against city, and kingdom against kingdom. Ary hamporisihiko hiady izy samy Egyptiana, ka samy hiady amin' ny rahalahiny avy sy amin' ny namany avy izy; Ny tanàna hiady amin' ny tanàna, ary ny fanjakana amin' ny fanjakana. Hamporisika an' i Ejipta hamely an' i Ejipta aho, ka hiady izy ireo, ny rahalahy amin' ny rahalahy, ary ny sakaiza amin' ny sakaiza, ny tanàna amin' ny tanàna, ary ny fanjakana amin' ny fanjakana. J' exciterai l'Égypte contre l'Égypte, ils se battront, chacun contre son frère, chacun contre son prochain, ville contre ville, royaume contre royaume.