<-
->

Isa / Iz 19:21 And the Lord shall be known to Egypt, and the Egyptians shall know the Lord in that day, and shall do sacrifice and oblation; yea, they shall vow a vow unto the Lord, and perform it. Ary Jehovah hanao izay hahafantaran' ny Egyptiana Azy, ary ny Egyptiana kosa hahalala an' i Jehovah amin' izany andro izany; Dia hanompo Azy amin' ny fanatitra alatsa-drà sy amin' ny fanatitra hohanina izy ka hivoady amin' i Jehovah sady hanefa ny voadiny. Hanao izay hahafantaran' i Ejipta azy Iaveh, ka hahalala an' ny Tompo i Ejipta amin' izany andro izany, hanao sorona amam-panatitra izy ireo, hivoady amin' ny Tompo sy hanefa izany. Yahvé se fera connaître des Égyptiens, et les Égyptiens connaîtront Yahvé, en ce jour-là. Ils offriront sacrifices et oblations, ils feront des voeux à Yahvé et les accompliront.