<-
->

Isa / Iz 27:13 And it shall come to pass in that day, that the great trumpet shall be blown, and they shall come which were ready to perish in the land of Assyria, and the outcasts in the land of Egypt, and shall worship the Lord in the holy mount at Jerusalem. Ary amin' izany andro izany koa no hitsofana anjomara lehibe, dia ho avy izay very tany amin' ny tany Asyria sy izay efa voaroaka tany amin' ny tany Egypta, ka hiankohoka eo anatrehan' i Jehovah ao amin' ny tendrombohitra masina any Jerosalema. Ary hisy zavatra toy izao amin' izany andro izany: haneno ny trompetra lehibe, ka izay very tany amin' ny tanin' i Asora, mbamin' izay voasesi-tany, tany amin' ny tany Ejipta, dia hody ka hiakohoka eo anatrehan' ny Tompo, ao amin' ny tendrombohitra masina, ao Jerosalema. Et il arrivera qu' en ce jour-là, on sonnera du grand cor, alors viendront ceux qui se meurent au pays d' Assur, et ceux qui sont bannis au pays d'Égypte, ils adoreront Yahvé sur la montagne sainte, à Jérusalem.