<-
->

Isa / Iz 36:9 How then wilt thou turn away the face of one captain of the least of my master' s servants, and put thy trust on Egypt for chariots and for horsemen? Hataonao ahoana no fampiamboho ny komandy iray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aminy aza, nefa matoky an' i Egypta ianao hahazoanao kalesy sy mpitaingin-tsoavaly? Hataonao ahoana no fampiamboho kapiteny iray akory, amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra amin' izy ireo aza? Noho izany dia Ejipta no itokianao hahazoana kalesy aman-tsoavaly. Comment ferais-tu reculer un seul des moindres serviteurs de mon maître ? Mais tu t' es fié à l'Égypte pour avoir chars et cavaliers!