<-
->

Isa / Iz 37:25 I have digged, and drunk water; and with the sole of my feet have I dried up all the rivers of the besieged places. Izaho no nihady ka nisotro rano, Ary ny faladiako no handritako ny lahin-drano rehetra any Egypta. Nihady aho, dia manan-drano hosotoina; homainiko amin' ny faladian-tongotro ny onin' i Ejipta rehetra. Moi, j' ai creusé et j' ai bu des eaux étrangères; j' ai asséché sous la plante de mes pieds tous les fleuves de l'Égypte. "