<-
->

Isa / Iz 55:13 Instead of the thorn shall come up the fir tree, and instead of the brier shall come up the myrtle tree: and it shall be to the Lord for a name, for an everlasting sign that shall not be cut off. Ny hazo kypreso haniry ho solon' ny tsilo, ary ny rotra ho solon' ny sampivato; ary ho anarana ho an' i Jehovah izany, dia ho famantarana mandrakizay izay tsy hesorina. Ny sipresa no haniry eo amin' izay misy tsilo, ary ny mirta no hipoitra eo amin' izay misy hery. Ho voninahitra ho an' ny Tompo izany, ary tsangambato mandrakizay tsy horavana. Au lieu de l'épine croîtra le cyprès, au lieu de l' ortie croîtra le myrte, ce sera pour Yahvé un renom, un signe éternel qui ne périra pas.