<-
->

Isa / Iz 59:2 But your iniquities have separated between you and your God, and your sins have hid his face from you, that he will not hear. Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin' Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. fa ny helokareo no nanisy efitra mampisaraka anareo sy ny Andriamanitrareo; ny fahotanareo no nanafenany ny tavany tsy hihainoany anareo. Mais ce sont vos fautes qui ont creusé un abîme entre vous et votre Dieu. Vos péchés ont fait qu' il vous cache sa face et refuse de vous entendre.