<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 10:12 | And |
Ary hoy Mosesy tamin' i Arona ary tamin' i Eleazara sy Itamara zananilahy sisa: Alao ny fanatitra hohanina izay sisa amin' ny fanatitra natao tamin' ny afo ho an' i Jehovah, ka hano eo anilan' ny alitara izany, nefa aza asiana masirasira; fa masina dia masina izany. | Dia hoy Moizy tamin' i Aarona sy tamin' ireo zanak' i Aarona, roa lahy sisa, Eleazara sy Itamara: Alao ny fanatitra sisa avy amin' ny sorona natao tamin' ny afo ho an' ny Tompo, ka hano tsy misy lalivay, eo akaikin' ny otely, fa zava-masina dia masina izany. |