<-
->

Lev 22:22 Blind, or broken, or maimed, or having a wen, or scurvy, or scabbed, ye shall not offer these unto the Lord, nor make an offering by fire of them upon the altar unto the Lord. Fa ny jamba na ny misy tapaka, na ny kilemaina, na ny ferena, na ny boka, na ny kongonina, dia izany no tsy haterinareo ho an' i Jehovah, na hataonareo fanatitra amin' ny afo eo ambonin' ny alitara ho an' i Jehovah. Izay biby jamba, na mandringa, na tapaka, na ferèna, na hatenina, na tsingaohina, dia tsy haterinareo ho an' ny Tompo, tsy hanaovanareo sorona amin' ny afo eo ambonin' ny otely, ho an' ny Tompo. Vous n' offrirez pas à Yahvé d' animal aveugle, estropié, mutilé, ulcéreux, dartreux ou purulent. Aucune partie de tels animaux ne sera déposée sur l' autel à titre de mets pour Yahvé.