<-
->

Lev 6:13 The fire shall ever be burning upon the altar; it shall never go out. Izao no fanatitr' i Arona sy ireo zanany, izay hateriny ho an' i Jehovah amin' izay andro anosorana azy: Koba tsara toto ampahafolon' ny efaha no hatao fanatitra hohanina isan' andro, ny antsasany maraina, ary ny antsasany hariva. Izao no fanatitra hataon' i Aarona sy ny zanany amin' ny Tompo, amin' ny andro handraisany ny fanosorana: lafarina tsara indrindra ampahafolon' ny efah ho fanatitra tsy tapaka, antsasany maraina, antsasany hariva. Voici l' offrande que feront à Yahvé Aaron et ses fils le jour de leur onction : un dixième de mesure de fleur de farine à titre d' oblation perpétuelle, moitié le matin et moitié le soir.