<-
->

Lev 6:7 And the priest shall make an atonement for him before the Lord: and it shall be forgiven him for any thing of all that he hath done in trespassing therein. Ary izao no lalàna ny amin' ny fanatitra hohanina: Ireo zanak' i Arona no hanatitra azy eo anatrehan' i Jehovah eo anoloan' ny alitara. Izao no lalàna momba ny fanatitra: Hatolotr' ireo zanak' i Aarona eo anatrehan' ny Tompo, eo anoloan' ny otely izy. Voici le rituel de l' oblation : Après que l' un des fils d' Aaron l' aura apportée devant l' autel en présence de Yahvé,