<- -> |
[King James Bible] Leviticus |
[Baiboly 1865] Fisoronana na Levitikosy |
[Baiboly Katolika] Fisoronana na Levitika |
[Bible de Jérusalem] Le Lévitique |
||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||
Lev 7:21 | Moreover the soul that shall touch any unclean thing, as the uncleanness of man, or any unclean beast, or any abominable unclean thing, and eat of the flesh of the sacrifice of peace offerings, which pertain unto the |
Ary ny olona izay mikasika zava-maloto, na fahalotoan' olona, na biby maloto, na izay zava-betaveta maloto, ka mihinana amin' ny henan' ny fanati-pihavanana izay an' i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny. | Ary izay nikasi-java-maloto, na loton' olona na biby maloto, na izay zava-betaveta maloto; raha mihinana amin' ny henan' ny sorom-pihavanana, izay an' ny Tompo, dia hofongorana tsy ho eo amin' ny fireneny izany olona izany. | Si quelqu' un touche à une impureté quelconque, d' homme, d' animal ou d' une chose immonde quelle qu' elle soit, et mange ensuite la chair d' un sacrifice de communion offert à |