<-
->

Lev 9:23 And Moses and Aaron went into the tabernacle of the congregation, and came out, and blessed the people: and the glory of the Lord appeared unto all the people. Ary Mosesy sy Arona niditra tao amin' ny trano-lay fihaonana, dia nivoaka ka nitso-drano ny olona; ary ny voninahitr' i Jehovah niseho tamin' ny olona rehetra. Niditra tao an-trano lay fihaonana Moizy sy Aarona; nony nivoaka avy ao izy ireo, dia nitso-drano ny vahoaka. Ary niseho tamin' ny vahoaka rehetra ny voninahitry ny Tompo. avec Moïse il entra dans la Tente du Rendez-vous. Puis ils en sortirent tous deux pour bénir le peuple. La gloire de Yahvé apparut à tout le peuple,