<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 26:23 | And they fetched forth |
Ary Oria dia nalain' ireo niala avy tany Egypta ka nentiny teo amin' i Joiakima mpanjaka; ary izy namono azy tamin' ny sabatra, dia nanary ny fatiny teny amin' ny fasam-bahoaka. | Ka nalain' ireo hiala tany Ejipta, Oria, dia nentiny teo amin' i Joakima mpanjaka, ary io kosa namono azy tamin' ny sabatra, dia nanipy ny fatiny, teo amin' ny fasan' ny ankapobem-bahoaka. | Ils firent sortir |