<-
->

Jer / Jr 31:32 Not according to the covenant that I made with their fathers in the day that I took them by the hand to bring them out of the land of Egypt; which my covenant they brake, although I was an husband unto them, saith the Lord: Nefa tsy araka ny fanekena nataoko tamin' ny razany tamin' ny andro nitantanako azy nitondra azy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta; Fa izy ireny dia nivadika ny fanekeko, Nefa Izaho no vadiny,hoy Jehovah. ka tsy fanekena toy ny nataoko tamin' ny razany, tamin' ny andro nitantanako azy, nitondrako azy nivoaka avy any amin' ny tany Ejipta, fanekena nivadihan' izy ireo, na dia vadiny aza aho. Non pas comme l' alliance que j' ai conclue avec leurs pères, le jour où je les pris par la main pour les faire sortir du pays d' Egypte mon alliance qu' eux-mêmes ont rompue bien que je fusse leur Maître, oracle de Yahvé!