<-
->

Jer / Jr 41:17 And they departed, and dwelt in the habitation of Chimham, which is by Bethlehem, to go to enter into Egypt, ary dia lasa izy ireo ka nitoetra tao Gerota-kimama, izay ao akaikin' i Betlehema, mba handehanany hankany Egypta. Dia nandeha izy ireo, ka teo amin' ny tranom-bahiny ao Kanaama, akaikin' i Betleema, no nijanona, vao lasa nankany Ejipta, Ils se mirent en marche et firent étape au Khan de Kimham, près de Bethléem, pour gagner ensuite l' Egypte,