<-
->

Jer / Jr 43:11 And when he cometh, he shall smite the land of Egypt, and deliver such as are for death to death; and such as are for captivity to captivity; and such as are for the sword to the sword. Eny, ho avy izy hamely ny tany Egypta, ka izay ho amin' ny areti-mandringana dia ho amin' ny areti-mandringana, ary izay ho amin' ny fahababoana dia ho amin' ny fahababoana, ary izay ho amin' ny sabatra dia ho amin' ny sabatra. Ho avy izy, ka hamely ny tany Ejipta; ka izay ho amin' ny fahafatesana, matesa; izay ho amin' ny fahababoana, baboy; izay ho amin' ny sabatra, alavoin-tsabatra. Il viendra et frappera le pays d' Egypte Qui est pour la peste, à la peste! Qui est pour la captivité, en captivité! Qui est pour l'épée, à l'épée!