<-
->

Jer / Jr 43:12 And I will kindle a fire in the houses of the gods of Egypt; and he shall burn them, and carry them away captives: and he shall array himself with the land of Egypt, as a shepherd putteth on his garment; and he shall go forth from thence in peace. Ary handrehitra afo ao amin' ny tranon' ny andriamanitr' i Egypta Aho, ka dia hodorany sy hobaboiny ireo, ary hitafy ny tany Egypta izy toy ny fitafin' ny mpiandry ondry ny lambany; ary hiala any amin' ny fiadanana izy. Handrehitra afo ao amin' ny tranon' ireo andriamanitr' i Ejipta aho, ka hodorany izany, ary heontiny babo ireo andriamanitra ireo; ary hihodidinany hoatra ny hihodidinan' ny mpiandry ondry ny lambany ny tany Ejipta, vao hiala eo amim-piadanana izy. Il mettra le feu aux temples des dieux de l' Egypte, il brûlera ces dieux ou les déportera, il s' enveloppera du pays d' Egypte comme le berger s' enveloppe de son manteau, puis il en sortira en paix.