<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 44:27 | Behold, I will watch over them for evil, and not for good: and all the men of |
Indro, miambina anareo Aho hahatonga loza, fa tsy soa; ary ny lehilahy rehetra amin' ny Joda, izay atý amin' ny tany Egypta, dia ho ringan' ny sabatra sy ny mosary mandra-pahalany ritrany. | Indro aho miambina azy ireo, hampidi-doza fa tsy soa amin' izy ireo, ka dia ho levon' ny sabatra sy ny mosary avokoa, ny lehilahy amin' i Jodà, mandra-paharingany. | Voici, je vais veiller sur eux pour leur malheur, et non pour leur bonheur : tous les hommes de |