<-
->

Jer / Jr 44:30 Thus saith the Lord; Behold, I will give Pharaohhophra king of Egypt into the hand of his enemies, and into the hand of them that seek his life; as I gave Zedekiah king of Judah into the hand of Nebuchadrezzar king of Babylon, his enemy, and that sought his life. Izao no lazain' i Jehovah: Indro, Farao-hofra, mpanjakan' i Egypta, hatolotro eo an-tànan' ny fahavalony sy eo an-tànan' izay miady ny ainy, toy ny efa nanolorako an' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ho eo an-tànan' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, izay fahavalony nitady ny ainy. Izao no lazain' ny Tompo: Indro aho manolotra an' i Hofra Faraona, mpanjakan' i Ejipta, eo an-tànan' ny fahavalony, sy eo an-tànan' izay mitady ny ainy; toy ny nanolorako an' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, fahavalony sy nitady ny ainy. Ainsi parle Yahvé. Voici, je vais livrer le Pharaon Hophra, roi d' Egypte, aux mains de ses ennemis et de ceux qui en veulent à sa vie, de la même façon que j' ai livré Sédécias, roi de Juda, aux mains de Nabuchodonosor, roi de Babylone, son ennemi qui en voulait à sa vie.