<-
->

Jer / Jr 46:2 Against Egypt, against the army of Pharaohnecho king of Egypt, which was by the river Euphrates in Carchemish, which Nebuchadrezzar king of Babylon smote in the fourth year of Jehoiakim the son of Josiah king of Judah. Ny amin' i Egypta. Ny amin' ny miaramilan' i Farao-neko, mpanjakan' i Egypta, izay teny amoron' ny ony Eofrata, tany Karkemisy, dia ilay resin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joiakima, zanak' i Josia, mpanjakan' ny Joda: Ny amin' i Ejipta. Teny mamely ny tafik' i Nekao Faraona mpanjakan' i Ejipta, teo amoron' ny ony Eofrata, tao Karkemisa, izay resin' i Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Joakima, zanak' i Josiasa, mpanjakan' i Jodà. Sur l' Egypte. Contre l' armée du Pharaon Neko, roi d' Egypte, qui se trouvait près du fleuve Euphrate, vers Karkémish, quand Nabuchodonosor, roi de Babylone, la battit; c'était la quatrième année de Joiaqim, fils de Josias, roi de Juda.