<-
->

Jer / Jr 46:8 Egypt riseth up like a flood, and his waters are moved like the rivers; and he saith, I will go up, and will cover the earth; I will destroy the city and the inhabitants thereof. Egypta mizotra tahaka an' i Neily, ary ny onjany misamboaravoara toy ny renirano, ary hoy izy: Hizotra aho ka hanafotra ny tany; Haringako ny tanàna sy ny mponina ao aminy. Ejipta izao miakatra hoatra an' i Nila izao, ka misamboaravoara ny onjany hoatran' ny ony be, Hoy izy: Hiakatra aho, ka hanapaka ny tany, haringako ny tanàna mbamin' ny mponina ao aminy. C' est l' Egypte qui montait, pareille au Nil, et comme des torrents bouillonnaient ses eaux. Elle disait : "Je monterai submerger la terre, détruire les villes et leurs habitants!