<-
->

Jer / Jr 50:19 And I will bring Israel again to his habitation, and he shall feed on Carmel and Bashan, and his soul shall be satisfied upon mount Ephraim and Gilead. Ary hampodiko ho any amin' ny saha fiandrasana azy indray ny Isiraely, ka hihinana ao Karmela sy Basana izy; Ary any an-tany havoan' i Daima sy Gileada no hahavoky azy. Dia hampodiko ho any amin' ny fonenany indray Israely ka hiraotra eny Karmela sy eny Basàna izy; ary eny an-tendrombohitr' i Efraima sy Galaada, izy no handeha hivoky. Et je vais ramener Israël à son pacage pour qu' il paisse au Carmel et en Bashân; sur la montagne d' Ephraïm et en Galaad, il sera rassasié.