<-
->

Bar 1:20 Koa araka izay hita anio izao, dia zoin-doza lehibe isika sy azon' izay ozona notononin' ny Tompo, tamin' ny alalan' i Moizy mpanompony izay nitondra ny razantsika nivoaka ny tany Ejipta, mba hanomezany antsika tany tondra-dronono aman-tantely. Alors se sont attachés à nous les malheurs et la malédiction que le Seigneur dicta à son serviteur Moïse, le jour où il tira nos pères d' Egypte pour nous donner une terre qui ruisselle de lait et de miel, comme aujourd' hui encore.