<-
->

Bar 3:23 Ireo zanak' i Agara izay mitady ny fahendren' ny tany, ireo mpandranto avy any Merha sy Temàna, ireo mpivaofy fanoharana sy ireo mpikaroka fahamalinana, tsy misy nahalala izay làlan' ny fahendrena, na nahatadidy ny sakeli-dàlany akory. les fils d' Agar en quête d' intelligence ici-bas, les marchands de Madiân et de Téma, les diseurs de paraboles et les chercheurs d' intelligence n' ont pas connu la voie de la sagesse, ne se sont pas rappelés ses sentiers.