<-
->

Eze / Ez 23:27 Thus will I make thy lewdness to cease from thee, and thy whoredom brought from the land of Egypt: so that thou shalt not lift up thine eyes unto them, nor remember Egypt any more. Ary hatsahatro ny fahavetavetanao, dia ny fijangajanganao izay fanaonao hatrany amin' ny tany Egypta, fa tsy ihandrandrainao aminy intsony ny masonao, sady tsy; hotsarovanao intsony Egypta. Hatsahatro hatreo ny helokao amam-pijangajanganao any amin' ny tany Ejipta; tsy hanopy maso any aminy intsony hianao, na hahatsiaro an' i Ejipta intsony. Je mettrai fin à ton inconduite et à tes prostitutions commencées en Égypte; tu ne lèveras plus les yeux vers eux et tu ne te souviendras plus de l'Égypte.