<-
->

Eze / Ez 23:8 Neither left she her whoredoms brought from Egypt: for in her youth they lay with her, and they bruised the breasts of her virginity, and poured their whoredom upon her. Ary ny fijangajangana izay fanaony hatrany Egypta dia tsy foiny; fa fony izy mbola tanora dia nandrian' ireny, ary ireny no nitsapatsapa ny tratran' ny fahavirijinany sady nanaram-po nijangajanga taminy. Tsy nahafoy ny fijangajangany tany Ejipta izy; fa efa nanalabaraka azy tamin' ny andro fahatanorany izy ireo; nanindry ny tratran' ny fahavirijiniany, ary nandefa taminy ny fahalotoany; Elle n' a pas renié ses prostitutions commencées en Égypte, quand ils avaient couché avec elle dès sa jeunesse, caressé son sein virginal en lui prodiguant leurs débauches.