<-
->

Eze / Ez 23:9 Wherefore I have delivered her into the hand of her lovers, into the hand of the Assyrians, upon whom she doted. Ary noho izany dia natolotro ho eo an-tànan' ireo lehilahiny izy, dia eo an-tànan' ny Asyriana izay nahamaimay azy. noho izany natolotro eo an-tànan' ireo lehilahy izy; dia eo an-tànan' ny zanakalahin' i Asiria, izay nirehetany fitiavana. Aussi l' ai-je livrée aux mains de ses amants, aux mains des Assyriens dont elle s'était éprise :