<-
->

Eze / Ez 29:15 It shall be the basest of the kingdoms; neither shall it exalt itself any more above the nations: for I will diminish them, that they shall no more rule over the nations. Eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin' ny firenena hafa intsony; Fa hohakeleziko izy ka tsy hampanompo ny firenena intsony. Ho fanjakana ambany Ejipta, raha samy fanjakana, ary tsy hisandratra ho ambonin' ny firenena, hohavitsiko ny isany, mba tsy hanapahany ny firenena. L'Égypte sera le plus modeste des royaumes et elle ne s'élèvera plus sur les nations; je la diminuerai pour qu' elle ne s' impose plus aux nations.