<-
->

Eze / Ez 29:19 Therefore thus saith the Lord GOD; Behold, I will give the land of Egypt unto Nebuchadrezzar king of Babylon; and he shall take her multitude, and take her spoil, and take her prey; and it shall be the wages for his army. Koa izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, homeko an' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ny tany Egypta, dia halainy ny hareny, ary hobaboiny izay hita ao, ka hataony sambotra izay azo ao, koa izany no ho karaman' ny miaramilany. Koa izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro omeko an' i Nabokodonozora mpanjakan' i Babilona, ny tany Ejipta, ka halainy ny hareny ao; hobaboiny izay azo baboina ao; horobainy izay babo ao, ary hoentiny izay remby azo aminy, dia ho karama izany ho an' ny tafiny. C' est pourquoi, ainsi parle le Seigneur Yahvé : Voici que je livre à Nabuchodonosor, roi de Babylone, le pays d'Égypte. Il en emportera les richesses, il s' emparera de ses dépouilles, il la mettra au pillage, tel sera le salaire de son armée.