<-
->

Eze / Ez 29:6 And all the inhabitants of Egypt shall know that I am the Lord, because they have been a staff of reed to the house of Israel. dia ho fantatry ny mponina rehetra any Egypta fa Izaho no Jehovah, satria efa tehina volotara ho an' ny taranak' Isiraely izy. Dia ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa Iaveh aho: - satria efa tehina volotara ho an' ny taranak' Israely izy ireo. et tous les habitants de l'Égypte sauront que je suis Yahvé. Car ils ont été un appui de roseau pour la maison d' Israël.