<-
->

Eze / Ez 30:11 He and his people with him, the terrible of the nations, shall be brought to destroy the land: and they shall draw their swords against Egypt, and fill the land with the slain. Izy sy ny vahoakany manaraka azy, dia ireo masiaka indrindra amin' ny firenena, no ho entina handrava ny tany; Ary hanatsoaka ny sabany hamely an' i Egypta ireny, ka ho feno faty ny tany. Izy mbamin' ny vahoakany miaraka aminy, firenena masiaka noho ny hafa rehetra, no ho enti-mandrava an' i Ejipta; hanatsoaka sabatra hamelezana an' i Ejipta izy, ka hameno faty ny tany. Lui et son peuple avec lui, la plus barbare des nations, seront amenés pour ravager le pays. Ils tireront l'épée contre l'Égypte et rempliront le pays de cadavres.