<-
->

Eze / Ez 32:12 By the swords of the mighty will I cause thy multitude to fall, the terrible of the nations, all of them: and they shall spoil the pomp of Egypt, and all the multitude thereof shall be destroyed. Ny sabatry ny mahery, izay samy masiaka indrindra amin' ny firenena, ho entiko mandavo ny vahoakanao maro be, dia horavany ny reharehan' i Egypta, ka ho fongotra ny vahoakany maro be rehetra. Ny ankabeazam-bahoaka, hataoko lavo, amin' ny sabatry ny mahery, izay masiaka eo amin' ny firenena rehetra; haongany ny reharehan' i Ejipta, ary ny vahoaka rehetra ao aminy ho voafongotra. Par l'épée des guerriers, je ferai tomber la multitude de tes sujets. Ce sont les plus barbares des nations; elles anéantiront l' orgueil de l'Égypte, et toute sa multitude sera détruite.