<-
->

Hos / Os 12:2 The Lord hath also a controversy with Judah, and will punish Jacob according to his ways; according to his doings will he recompense him. Efraima homan-drivotra sady manenjika ny rivotra avy any atsinanana, mandritra ny andro dia ataony betsaka ny lainga sy ny fandozana; Manao fanekena amin' ny Asyriana izy, ary diloilo no entina ho any Egypta. Efraima, mihinan-drivotra, sy manenjika ny rivotra avy atsinanana. Mampiavosa lainga amam-pandozana mandritra ny andro izy; manao fanekena amin' i Asora izy ireo, ka entina ho any Ejipta ny diloilo. Éphraïm se repaît de vent, tout le jour il poursuit le vent d' est; il multiplie mensonge et fausseté : on conclut alliance avec Assur, on porte de l' huile à l'Égypte.