<-
->

Hos / Os 13:4 Yet I am the Lord thy God from the land of Egypt, and thou shalt know no god but me: for there is no saviour beside me. Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrao hatrany amin' ny tany Egypta, ary tsy mahalala Andriamanitra afa-tsy Izaho ianao, sady tsy misy mpamonjy afa-tsy Izaho. Ary izaho no Iaveh, Andriamanitrao, hat' rany amin' ny tany Ejipta; tsy hahalala Andriamanitra hafa-tsy izaho hianao; ary eo ivelan' ny tenako tsy misy mpamonjy. Pourtant moi je suis Yahvé, ton Dieu, depuis le pays d'Égypte, de Dieu, excepté moi, tu n' en connais pas, et de sauveur, il n' en est pas en dehors de moi.