<-
->

Hos / Os 4:15 Though thou, Israel, play the harlot, yet let not Judah offend; and come not ye unto Gilgal, neither go ye up to Bethaven, nor swear, The Lord liveth. Na dia mijangajanga aza ianao, ry Isiraely. Aoka ny Joda tsy mba hanota; Ary aza mankany Gilgala na miakatra any Betavena ianareo; Ary aza mianiana hoe: Raha velona koa Jehovah! Raha hianao no mijangajanga, ry Israely, aoka i Jodà tsy hilatsaka amin' ny heloka! Aza mankany Galgala, na miakatra any Betavena ary aza mianiana hoe: Velona Iaveh! Si toi, tu te prostitues, Israël, que Juda ne se rende pas coupable! N' allez pas à Gilgal, ne montez pas à Bet-Aven, et ne jurez pas " par la vie de Yahvé ".