<-
->

Hos / Os 5:13 When Ephraim saw his sickness, and Judah saw his wound, then went Ephraim to the Assyrian, and sent to king Jareb: yet could he not heal you, nor cure you of your wound. Rehefa hitan' i Efraima ny aretiny, ary Joda ny feriny, dia nantany amin' ny Asyriana Efraima, eny, naniraka ho any amin' i Jareba mpanjaka izy; Nefa izy tsy mahasitrana anareo, na mampanaritra ny ferinareo. Rahefa nahita ny aretiny Efraima, ary Jodà ny ratrany, dia nankany amin' i Asora Efraima ary naniraka ho any amin' ny mpanjaka anankiray izy, hamaly ny ratsy natao taminy; tsy ho afa-manasitrana anareo anefa izany mpanjaka izany ka tsy ho afaka aminareo ny ferinareo. Éphraïm a vu sa maladie et Juda son ulcère; Éphraïm alors est allé vers Assur, il a envoyé des messagers au grand roi; mais lui ne pourra vous guérir ni porter remède à votre ulcère.