<-
->

Hos / Os 7:16 They return, but not to the most High: they are like a deceitful bow: their princes shall fall by the sword for the rage of their tongue: this shall be their derision in the land of Egypt. Miverina ihany izy, nefa tsy ho amin' ny Avo; Tonga tahaka ny tsipìka manjiona izy; Ho lavon-tsabatra ny mpanapaka azy noho ny firehitry ny lelany; Izany no ho latsany any amin' ny tany Egypta. Mitodika izy, fa tsy ho any amin' ny ambony; manahaka ny tsipìka mivaona: ho lavon' ny sabatra ny mpanapaka azy, noho ny fisafoaky ny lelany; ary handatsana azy izany any amin' ny tany Ejipta. Ils se tournent vers ce qui n' est rien, ils sont comme un arc trompeur. Leurs chefs tomberont sous l'épée à cause de la fureur de leur langue, et l' on se moquera bien d' eux au pays d'Égypte...